Baiboly & Fihirana Protestanta for Android
Tokony haverina ny option Fandaharana mba ahafahana mandahatra mialoha ny vakiteny rehetra ho vakina.
Thanks for the app, I loved the idea. And I think the update is better than the old version.Thank you so much.
Mikatona ho azy ilay application raha manova orientation.
Version taloha no tsara kokoa.
tsara fa tokony ahintsy ny diso
Tsara. Tena tsara. Misaotra anareo!
Hitanareo le application baiboly teo aloha zao nisy Prev<<< ary nisy next>>>> mahatsara azy iny satria rehefa ohatra hamaky teny aho ao @ marka 10, kanefa hadinoko le izy fa ao amin'ny marka 4 no nojereko dia afaka akisako atao next dia jereko ny lohateny eny ambony mba ahafahana hamantatra azy, fa ity indray tsy mba misy mihitsy, ka @ fomba ahoana hanaovana hasard ny toko sy andininy raha adino @ ty,mandany fotoana. Zay no mba fangatako asio <<< >>>>>
tsara be mints.
Excellent
For an older version. It is not working with my android device in 4.4.2 kitkat while working well in android v5
Tsara fa mila tohizana eo amin ny fanitsiana ny teny diso
Tsara. Mila atao mise a jour ny perikopa
Misaotra e!
Very good
Tsara be misaotra tompoko
Lasa aiza ny mana?ny mofon'aina?
(Y)
Tsara ka!afaka asiana litorjia ve tompoko raha mety @version manaraka!!!
Merci namerina ny Mana isan'andro o! Mahafinaritra! :)
Mankasitraka indrindra! an'i Jehovah ny voninahitra,Haleloia...Amen!
Tohizo ny fanompona fa lahafinaritra
Tsara tokoa, mbola misy ny tsipelina diso, indrindra @ fihirana, fa tena efa tsara tokoa sady maivana. Shalom
Merci namerina ny Mana isan'andro o! Mahafinaritra! :)
Misaotra fa tsara ary mankahery anareo hatrany,Tahian'ny Tompo
Mahafinaritra sad ef niverin daholo
Tena tsara
Mahafinaritra ary mankasitraka ny famoronana....
Dieu est notre gardien
Awesome
Misaotra
Tsara
tsara,indrindra fa noho izy misy mana isanandro
Lasa aiza ny mana?ny mofon'aina?
Good
Baiboly& Fihinany Protestanta
Manohana hatrany
Logistician
Tsara be misaotra tompoko
J peut meme pas la telecharger
by M####:
Cette version n'est pas ergonomique du tout comme les précédentes qui étaient super. Tsy hita ny fandaharana... Tsy NY nosokafana farany no misokatra, sns...